Entry | 1 tsy hita zambazamba |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy | 3 tsy hita isa, tsy hita pesipesenina 4 tsy azo oharina, tsy manam-paharoa [1.1] |
Examples |
5 nefa lavitra tsy hita zambazamba akory ny firazanany. [2.69] |
Synonyms | 6 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively |
Elementary words | 7 tsy hita, zambazamba |
Updated on 2023/11/20 |